|
|
|
|

Teny iditra1  mila vaniny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mila ady, olona sarotiny amin' izay atao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To seek for what cannot be divided ; to seek an occasion for quarreling [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  chercher querelle [1.3#810]
Tovy hevitra  6  mila tonony
Singan-teny  7  mila, vany

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21